Psalms 119:42 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hamaly izay miteny ratsy ahy aho satria matoky ny teninao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ho haiko valiana izay maniratsira ahy, fa mitoky amin’ny teninao aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny mpanala baràka ahy ho voavaliko, satria ny teninao no itokiako.
Malagasy Bible 1865
Dia hamaly izay miteny ratsy ahy aho, Satria matoky ny teninao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hamaly izay miteny ratsy ahy aho satria matoky ny teninao.
malagasy
Dia hamaly izay miteny ratsy ahy aho, Satria matoky ny teninao.