Psalms 119:43 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary aza dia esorina amin’ny vavako ny teny marina fa miandry ny fitsaranao aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza esorina amin’ny vavako, tsy hisy intsony, ny tenim-pahamarinana, fa ny didinao no antenaiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny zava-marim-pototra aza avela hivadihako, satria ny fitsipikao no antenaiko.
Malagasy Bible 1865
Ary aza dia esorina amin'ny vavako ny teny marina; Fa miandry ny fitsaranao aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary aza dia esorina amin’ny vavako ny teny marina fa miandry ny fitsaranao aho.
malagasy
Ary aza dia esorina amin'ny vavako ny teny marina; Fa miandry ny fitsaranao aho.