Psalms 119:44 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hitandrina ny lalànanao mandrakariva aho, dia mandrakizay doria.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sitrako tsy tapaka ny mitandrina ny didinao; mandrakariva sy mandrakizay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny lalànanao tiako hotandremana lalandava ka ho mandrakizay mandrakizay.
Malagasy Bible 1865
Dia hitandrina ny lalinao mandrakariva aho, Dia mandrakizay doria.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hitandrina ny lalànanao mandrakariva aho, dia mandrakizay doria.
malagasy
Dia hitandrina ny lalinao mandrakariva aho, Dia mandrakizay doria.