Psalms 119:45 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary handeha amin’ny malalaka aho fa ny didinao no tadiaviko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Handeha amin’ny malalaka aho, fa ny didinao no katsahiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hizotra amin-kalalahana aho, fa ny fepetranao no katsahiko.
Malagasy Bible 1865
Ary handeha amin'ny malalaka aho; Fa ny didinao no tadiaviko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary handeha amin’ny malalaka aho fa ny didinao no tadiaviko.
malagasy
Ary handeha amin'ny malalaka aho; Fa ny didinao no tadiaviko.