Psalms 119:48 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hasandratro ny tanako ho amin’ny didinao satria tiako ireny; hosaintsainiko ny didinao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanandratra ny tanako amin’ny didinao, izay tiako, aho, ary hisaintsaina ny lalànao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hanandra-tanana hivavaka aminao aho, ka ny lalànanao no hosaintsainiko.
Malagasy Bible 1865
Hasandratro ny tanako ho amin'ny didinao satria tiako ireny: Hosaintsainiko ny didinao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hasandratro ny tanako ho amin’ny didinao satria tiako ireny; hosaintsainiko ny didinao.
malagasy
Hasandratro ny tanako ho amin'ny didinao satria tiako ireny: Hosaintsainiko ny didinao.