Psalms 119:49 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsarovy ny teny natao tamiko mpanomponao, dia ilay teny nampanantenainao ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsarovy ny teny nomenao ny mpanomponao, izay ampiorenanao ny fanantenako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsarovy ny teninao tamiko mpanomponao, dia ilay teny nataonao ho fitokiako.
Malagasy Bible 1865
Tsarovy ny teny natao tamiko mpanomponao Izay nampanantenanao ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsarovy ny teny natao tamiko mpanomponao, dia ilay teny nampanantenainao ahy.
malagasy
[ZAINA] Tsarovy ny teny natao tamiko mpanomponao Izay nampanantenanao ahy.[Na: Satria nampanantenainao aho]