Psalms 119:50 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany no mampionona ahy amin’ny fahoriako; ny teninao no mamelona ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany no fiononako ao anatin’ny fahoriako, dia ny hameloman’ny teninao ahy indray.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hany fiononako amin’ny fahoriako izany, satria ny hafatrao no mamelona ahy.
Malagasy Bible 1865
Izao no mampionona ahy amin'ny fahoriako; Ny teninao no mamelona ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany no mampionona ahy amin’ny fahoriako; ny teninao no mamelona ahy.
malagasy
Izao no mampionona ahy amin'ny fahoriako; Ny teninao no mamelona ahy.