Psalms 119:51 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Maniratsira ahy fatratra ny mpirehareha; tsy mba mivily miala amin’ny lalànanao aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manaraby ahy fatratra ireo mpiavonavona, fa tsy mba mivily amin’ny lalànao aho,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lalina raha haneso ahy ny mpirehareha fa izaho tsy mivoana amin’ny lalànanao.
Malagasy Bible 1865
Ny mpirehareha maniratsira ahy: Tsy mba mivily miala amin'ny lalànao aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Maniratsira ahy fatratra ny mpirehareha; tsy mba mivily miala amin’ny lalànanao aho.
malagasy
Ny mpirehareha maniratsira ahy: Tsy mba mivily miala amin'ny lalànao aho.