Psalms 119:52 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mahatsiaro ny fitsipikao izay hatramin’ny taloha aho, TOMPO ô, dia mionona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny didinao tamin’ny andro taloha no eritreretiko, ry Iaveh, ka mionona aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fitsipikao hatrizay, TOMPO ô, no tsaroako ka ahazoako fiononana.
Malagasy Bible 1865
Mahatsiaro ny fitsipikao izay hatramin'ny taloha aho, Jehovah ô, Dia mionona aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mahatsiaro ny fitsipikao izay hatramin’ny taloha aho, TOMPO ô, dia mionona.
malagasy
Mahatsiaro ny fitsipikao izay hatramin'ny taloha aho, Jehovah ô, Dia mionona aho.