Psalms 119:55 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mahatsiaro ny anaranao aho nony alina, TOMPO ô, ka mitandrina ny lalànanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mahatsiaro ny Anaranao aho nony alina, ry Iaveh ô, ka mitandrina ny lalànao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsaroako mandraka alina Ianao, TOMPO ô, mba hitandremako ny lalànanao.
Malagasy Bible 1865
Mahatsiaro ny anaranao nony alina aho, Jehovah ô, Ka mitandrina ny lalànao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mahatsiaro ny anaranao aho nony alina, TOMPO ô, ka mitandrina ny lalànanao.
malagasy
Mahatsiaro ny anaranao nony alina aho, Jehovah ô, Ka mitandrina ny lalànao.