Psalms 119:56 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no anjarako, dia ny mitandrina ny didinao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no anjara nomena ahy: mitandrina ny didinao aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no hany fananako: ny manaraka ny fepetranao.
Malagasy Bible 1865
Izao no ahy: Mitandrina ny didinao aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no anjarako, dia ny mitandrina ny didinao.
malagasy
Izao no ahy: Mitandrina ny didinao aho.