Psalms 119:57 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Anjarako NY TOMPO; minia mitandrina ny teninao aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny anjarako, ry Iaveh, lazaiko izany, dia ny mitandrina ny teninao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny anjarako, TOMPO ô, hoy aho, dia ny mitandrina ny teninao.
Malagasy Bible 1865
Anjarako Jehovah; Minia mitandrina ny teninao aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Anjarako NY TOMPO; minia mitandrina ny teninao aho.
malagasy
[HETA] Anjarako Jehovah; Minia mitandrina ny teninao aho.