Psalms 119:58 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mifona Aminao amin’ny foko manontolo aho; mamindrà fo amiko araka ny teninao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitalaho aminao amin’ny foko rehetra aho; mamindrà fo amiko araka ny teninao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny foko manontolo no italahoako aminao, koa iantrao aho araka ny toky nomenao.
Malagasy Bible 1865
Mifona aminao amin'ny foko rehetra aho: Mamindrà fo amiko araka ny teninao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mifona Aminao amin’ny foko manontolo aho; mamindrà fo amiko araka ny teninao.
malagasy
Mifona aminao amin'ny foko rehetra aho: Mamindrà fo amiko araka ny teninao.