Psalms 119:59 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mihevitra ny lalako aho ka mamerina ny tongotro ho amin’ny teny vavolombelonao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mieritreritra ny làlako aho, ka mampiverina ny diako ho araka ny fampianaranao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mandinika ny fitondrantenako aho, ka manitsy dia amin’ny fitsipikao.
Malagasy Bible 1865
Mihevitra ny lalako aho Ka mamerina ny tongotro ho amin'ny teni-vavolombelonao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mihevitra ny lalako aho ka mamerina ny tongotro ho amin’ny teny vavolombelonao.
malagasy
Mihevitra ny lalako aho Ka mamerina ny tongotro ho amin'ny teni-vavolombelonao.