Psalms 119:61 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nihodidina tamiko ny famatoran’ny ratsy fanahy; tsy mba nanadino ny lalànanao aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manodidina ahy ny fandriky ny ratsy fanahy, fa tsy manadino ny lalànao aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Voan’ny fandriky ny olon-dratsy aho, nefa tsy manadino ny lalànanao.
Malagasy Bible 1865
Nihodidina tamiko ny famato-ran'ny ratsy fanahy; Tsy mba nanadino ny lalànao aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nihodidina tamiko ny famatoran’ny ratsy fanahy; tsy mba nanadino ny lalànanao aho.
malagasy
Nihodidina tamiko ny famato-ran'ny ratsy fanahy; Tsy mba nanadino ny lalànao aho.