Psalms 119:62 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mamatonalina no hifohazako hidera Anao noho ny fitsaranao marina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mifoha mamatonalina hidera Anao aho, noho ny fitsaràn’ny fahamarinanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mifoha mamatonalina aho hidera Anao noho ny fitsipikao ara-drariny.
Malagasy Bible 1865
Mamatonalina no hifohazako hidera Anao Noho ny fitsipikao marina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mamatonalina no hifohazako hidera Anao noho ny fitsaranao marina.
malagasy
Mamatonalina no hifohazako hidera Anao Noho ny fitsipikao marina.