Psalms 119:63 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Naman’izay rehetra matahotra Anao aho sady naman’izay mitandrina ny didinao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sakaizan’izay rehetra matahotra Anao aho; mbamin’izay mitandrina ny didinao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ihavanako avokoa izay manaja Anao sy izay mitandrina ny fepetranao.
Malagasy Bible 1865
Naman'izay rehetra matahotra Anao aho Sy naman'izay mitandrina ny didinao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Naman’izay rehetra matahotra Anao aho sady naman’izay mitandrina ny didinao.
malagasy
Naman'izay rehetra matahotra Anao aho Sy naman'izay mitandrina ny didinao.