Psalms 119:64 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
TOMPO ô, henika ny famindramponao ny tany; ampianaro ahy ny didinao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Henika ny hatsaram-ponao ny tany, ry Iaveh, ampianaro ny lalànao aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fitiavanao, TOMPO ô, manenika ny tany; ampianaro ahy ny lalànanao.
Malagasy Bible 1865
Jehovah ô, henika ny famindram-ponao ny tany; Ampianaro ahy ny didinao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
TOMPO ô, henika ny famindramponao ny tany; ampianaro ahy ny didinao.
malagasy
Jehovah ô, henika ny famindram-ponao ny tany; Ampianaro ahy ny didinao.