Psalms 119:65 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
TOMPO ô, efa nasianao soa ny mpanomponao, araka ny teninao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanehoanao ny hatsaram-ponao ny mpanomponao, araka ny teninao, ry Iaveh ô!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa nasianao soa izaho mpanomponao, dia araka ny fampanantenànao, TOMPO ô.
Malagasy Bible 1865
Jehovah ô, efa nasianao soa ny mpanomponao, Araka ny teninao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
TOMPO ô, efa nasianao soa ny mpanomponao, araka ny teninao.
malagasy
[TETA] Jehovah ô, efa nasianao soa ny mpanomponao, Araka ny teninao.