Psalms 119:66 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ampianaro fahaiza-mamantatra tsara sy fahalalana aho fa matoky ny didinao aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ampianaro ny fahalalana marina amam-pahafantarana aho; fa matoky ny didinao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ampianaro hahafantatra sy hahalala aho, satria azoko antoka ny didinao.
Malagasy Bible 1865
Ampianaro fahafantarana tsara sy fahalalana aho, Fa matoky ny didinao aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ampianaro fahaiza-mamantatra tsara sy fahalalana aho fa matoky ny didinao aho.
malagasy
Ampianaro fahafantarana tsara sy fahalalana aho, Fa matoky ny didinao aho.