Psalms 119:67 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fony tsy mbola azom-pahoriana aho dia naniasia; fa ankehitriny dia mitandrina ny teninao aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Naniasia aho, fony mbola tsy naetry, fa mitandrina ny teninao aho ankehitriny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Naniasia aho fony tsy mbola azom-pahoriana, fa ankehitriny tandremako ny hafatrao.
Malagasy Bible 1865
Fony tsy mbola azom-pahoriana aho, dia naniasia; Fa ankehitriny dia mitandrina ny teninao aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fony tsy mbola azom-pahoriana aho dia naniasia; fa ankehitriny dia mitandrina ny teninao aho.
malagasy
Fony tsy mbola azom-pahoriana aho, dia naniasia; Fa ankehitriny dia mitandrina ny teninao aho.