Psalms 119:68 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Sady tsara Ianao no mpanao ny tsara; ampianaro ahy ny didinao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsara fo sy manao soa Ianao, ampianaro ny lalànao aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Soa Ianao, Tompo ô, sady mpanisy soa: ampianaro ahy ny lalànanao.
Malagasy Bible 1865
Sady tsara Hianao no Mpanao ny tsara; Ampianaro ahy ny didinao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Sady tsara Ianao no mpanao ny tsara; ampianaro ahy ny didinao.
malagasy
Sady tsara Hianao no Mpanao ny tsara; Ampianaro ahy ny didinao.