Psalms 119:69 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Namoron-dainga hamelezana ahy ny mpirehareha; amin’ny foko manontolo no itandremako ny didinao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Misy mpiavonavona, mamoron-dainga hamelezena ahy; izaho kosa, mitandrina ny didinao amin’ny foko rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mamoron-dainga hamelezana ahy ny mpirehareha; amin’ny foko manontolo no anarahako ny fepetranao.
Malagasy Bible 1865
Namoron-dainga hamelezana ahy ny mpirehareha; Amin'ny foko rehetra no itandremako ny didinao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Namoron-dainga hamelezana ahy ny mpirehareha; amin’ny foko manontolo no itandremako ny didinao.
malagasy
Namoron-dainga hamelezana ahy ny mpirehareha; Amin'ny foko rehetra no itandremako ny didinao.