Psalms 119:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hidera Anao amin’ny fo mahitsy aho amin’ny ianarako ny fitsipikao marina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hidera Anao amin’ny hitsim-poko aho, amin’ny fianarana ny didin’ny fahamarinanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hidera Anao amin-kitsimpo aho mianatra ny fitsarana ara-drariny navoakanao.
Malagasy Bible 1865
Hidera Anao amin'ny hitsim-po aho Amin'ny ianarako ny fitsipikao marina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hidera Anao amin’ny fo mahitsy aho amin’ny ianarako ny fitsipikao marina.
malagasy
Hidera Anao amin'ny hitsim-po aho Amin'ny ianarako ny fitsipikao marina.