Psalms 119:70 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mandry tahaka ny menaka ny fony; fa izaho kosa dia ny lalànanao no iravoravoako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fon’izy ireo tsy mihontsina hoatra ny sabora, izaho kosa mahita ny fahafinaretako ao amin’ny lalànao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Donto velona ny sain’ireo, fa izaho miravo amin’ny lalànanao.
Malagasy Bible 1865
Matavy tahaka ny menaka ny fony; Fa izaho kosa, dia ny lalànao no iravoravoako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mandry tahaka ny menaka ny fony; fa izaho kosa dia ny lalànanao no iravoravoako.
malagasy
Matavy tahaka ny menaka ny fony; Fa izaho kosa, dia ny lalànao no iravoravoako.