Psalms 119:72 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny lalànan’ny vavanao no mahatsara ahy mihoatra noho ny volamena sy ny volafotsy an’arivony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny lalàna naloaky ny vavanao no tsara ho ahy; mihoatra noho ny volamena sy volafotsy miavosa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aleoko ny lalàna naloaky ny vavanao toy izay ny volamena amam-bolafotsy miavosa.
Malagasy Bible 1865
Ny lalàn'ny vavanao no mahatsara ahy Mihoatra noho ny volamena sy ny volafotsy tsy omby arivo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny lalànan’ny vavanao no mahatsara ahy mihoatra noho ny volamena sy ny volafotsy an’arivony.
malagasy
Ny lalàn'ny vavanao no mahatsara ahy Mihoatra noho ny volamena sy ny volafotsy tsy omby arivo.