Psalms 119:74 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hahita ahy izay matahotra Anao ka ho faly, fa ny teninao no andrasako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hifaly amin’ny fahitana ahy, izay matahotra Anao, fa mitoky amin’ny teninao aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hifaly mahita ahy ireo manaja Anao, satria ny teninao no antenaiko.
Malagasy Bible 1865
Izay matahotra Anao hahita ahy ka ho faly; Fa ny teninao no andrasako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hahita ahy izay matahotra Anao ka ho faly, fa ny teninao no andrasako.
malagasy
Izay matahotra Anao hahita ahy ka ho faly; Fa ny teninao no andrasako.