Psalms 119:75 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fantatro, TOMPO ô, fa marina ny fitsaranao ary ny fahamarinanao no nampahorianao ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fantatro, ry Iaveh, fa marina ny fitsarànao; tamin’ny fahamarinanao no nanetrenao ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fitsipikao, TOMPO ô, fantatro fa rariny; ka marim-pototra ny nampahorianao ahy.
Malagasy Bible 1865
Fantatro, Jehovah ô, fa marina ny fitsaranao. Ary ny fahamarinanao no nampahorianao ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fantatro, TOMPO ô, fa marina ny fitsaranao ary ny fahamarinanao no nampahorianao ahy.
malagasy
Fantatro, Jehovah ô, fa marina ny fitsaranao. Ary ny fahamarinanao no nampahorianao ahy.