Psalms 119:76 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny famindramponao anie no hampiononana ahy araka ny teninao tamin’ny mpanomponao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny hatsaram-ponao anie no ho fiononako, araka ny teny nomena ny mpanomponao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hampionona ahy anie ny fitiavanao, araka ny hafatrao tamiko mpanomponao!
Malagasy Bible 1865
Ny famindram-ponao anie no hampiononana ahy Araka ny teninao tamin'ny mpanomponao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny famindramponao anie no hampiononana ahy araka ny teninao tamin’ny mpanomponao.
malagasy
Ny famindram-ponao anie no hampiononana ahy Araka ny teninao tamin'ny mpanomponao.