Psalms 119:77 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka ho tonga amiko ny fiantranao mba ho velona aho, fa ny lalànanao no firavoravoako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho tonga amiko anie ny fiantranao ary ho velona anie aho, fa ny lalànao no fahafinaretako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho tonga ato amiko anie ny indrafonao ka hamelona ahy, satria ny lalànanao no firavoako!
Malagasy Bible 1865
Aoka ho tonga amiko ny fiantranao, mba ho velona aho; Fa ny lalànao no firavoravoako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka ho tonga amiko ny fiantranao mba ho velona aho, fa ny lalànanao no firavoravoako.
malagasy
Aoka ho tonga amiko ny fiantranao, mba ho velona aho; Fa ny lalànao no firavoravoako.