Psalms 119:78 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka ho menatra ny mpirehareha fa nampahory ahy tsy amin’antony izy; fa izaho dia misaintsaina ny didinao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka ny mpiavonavona nampahory ahy tsy an-drariny ho menatra; izaho kosa misaintsaina ny didinao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka ho menatra ny mpirehareha mampahory tsy amin’antony, fa izaho misaintsaina ny fepetranao!
Malagasy Bible 1865
Aoka ho menatra ny mpirehareha, fa nampahory ahy tsy ahoan-tsy ahoana izy; Izaho hisaintsaina ny didinao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka ho menatra ny mpirehareha fa nampahory ahy tsy amin’antony izy; fa izaho dia misaintsaina ny didinao.
malagasy
Aoka ho menatra ny mpirehareha, fa nampahory ahy tsy ahoan-tsy ahoana izy; Izaho hisaintsaina ny didinao.[Na: nanoloky ahy tamin'ny lainga]