Psalms 119:80 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka ho marina tsara ny foko amin’ny fitanana ny didinao mba tsy hahamenatra ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny foko manontolo anie ho amin’ny lalànao, mba tsy ho menatra aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny foko manontolo anie hifikitra amin’ny lalànanao, dia tsy ho rakotry ny henatra mihitsy aho!
Malagasy Bible 1865
Aoka ho marina tsara ny foko amin'ny fitanana ny didinao, Mba tsy ho menatra aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka ho marina tsara ny foko amin’ny fitanana ny didinao mba tsy hahamenatra ahy.
malagasy
Aoka ho marina tsara ny foko amin'ny fitanana ny didinao, Mba tsy ho menatra aho.