Psalms 119:81 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Reraka ny aiko satria manina ny famonjenao aho; ny teninao no andrasako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanìnin’ny fanahiko ny famonjenao; ny teninao no antenaiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Reraka aho maniry ny famonjenao: ny teninao no antenaiko.
Malagasy Bible 1865
Ritra ny aiko, satria manina ny famonjenao aho; Ny teninao no andrasako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Reraka ny aiko satria manina ny famonjenao aho; ny teninao no andrasako.
malagasy
[KAFA] Ritra ny aiko, satria manina ny famonjenao aho; Ny teninao no andrasako.