Psalms 119:82 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Pahina ny masoko miandry ny teninao ka hoy aho hoe: Rahoviana no hampionona ahy Ianao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Valalanina ny masoko miandry ny fampanantenanao, hoy aho: «Rahoviana no hampionona ahy Ianao?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Valalanina ny masoko miandry ny hafatrao; rahoviana no hampiononanao ahy?
Malagasy Bible 1865
Pahina ny masoko miandry ny teninao, Ka hoy izaho: Rahoviana no hampionona ahy Hianao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Pahina ny masoko miandry ny teninao ka hoy aho hoe: Rahoviana no hampionona ahy Ianao?
malagasy
Pahina ny masoko miandry ny teninao, Ka hoy izaho: Rahoviana no hampionona ahy Hianao?