Psalms 119:83 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tahaka ny siny hoditra ao amin’ny setroka aho, nefa tsy mba hadinoiko ny didinao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa efa tahaka ny siny hoditra mitanina amin’ny setroka aho, nefa tsy mba manadino ny lalànao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Zary *siny hoditra mainan’ny setroka aho, kanefa tsy hadinoko ny lalànanao.
Malagasy Bible 1865
Fa tahaka ny siny hoditra ao amin'ny setroka aho. Nefa ny didinao tsy mba hadinoiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tahaka ny siny hoditra ao amin’ny setroka aho, nefa tsy mba hadinoiko ny didinao.
malagasy
Fa tahaka ny siny hoditra ao amin'ny setroka aho. Nefa ny didinao tsy mba hadinoiko.