Psalms 119:84 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hafiriana ny andron’ny mpanomponao? Rahoviana Ianao no hanao fitsarana amin’izay manenjika ahy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manana andro firy moa ny mpanomponao? Mba rahoviana no hamaizanao izay manenjika ahy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hiaritra ela toy izao foana ve izaho mpanomponao? Rahoviana ny mpanenjika ahy no hotsarainao?
Malagasy Bible 1865
Hoatrinona no andron'ny mpanomponao? Rahoviana no hanao fitsarana amin'izay manenjika ahy Hianao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hafiriana ny andron’ny mpanomponao? Rahoviana Ianao no hanao fitsarana amin’izay manenjika ahy?
malagasy
Hoatrinona no andron'ny mpanomponao? Rahoviana no hanao fitsarana amin'izay manenjika ahy Hianao?