Psalms 119:85 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa nihady lavaka hianjerako ny mpirehareha, dia izay tsy manaraka ny lalànanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mihady lavaka hahaverezany ahy ireo mpiavonavona, izay mpanohitra ny lalànao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mihady longoa hianjerako ny mpirehareha; tsy raharahainy akory izay lalànanao.
Malagasy Bible 1865
Efa nanao longoa hianjerako ny mpirehareha, Dia izay tsy manaraka ny lalànao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa nihady lavaka hianjerako ny mpirehareha, dia izay tsy manaraka ny lalànanao.
malagasy
Efa nanao longoa hianjerako ny mpirehareha, Dia izay tsy manaraka ny lalànao.