Psalms 119:87 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Saika nofongorany tamin’ny tany aho kanefa tsy mba mahafoy ny didinao aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa saiky nolevoniny eto amin’ny tany aho, fa izaho kosa tsy mba nahafoy ny didinao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kely sisa dia levona eto an-tany aho, kanefa tsy mba nafoiko ny fepetranao.
Malagasy Bible 1865
Saiky laniny teo amin'ny tany aho, Kanefa tsy mba mahafoy ny didinao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Saika nofongorany tamin’ny tany aho kanefa tsy mba mahafoy ny didinao aho.
malagasy
Saiky laniny teo amin'ny tany aho, Kanefa tsy mba mahafoy ny didinao.