Psalms 119:88 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Velomy aho araka ny famindramponao, dia hitandrina ny teny vavolombelona naloaky ny vavanao aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Velomy amin’ny hatsaram-ponao aho, dia hankatò ny fampianaran’ny vavanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho ny fitiavanao, mba velomy aho hitandremako ny baiko naloaky ny vavanao.
Malagasy Bible 1865
Velomy aho araka ny famindram-ponao; Dia hitandrina ny teni-vavolombelona naloaky ny vavanao aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Velomy aho araka ny famindramponao, dia hitandrina ny teny vavolombelona naloaky ny vavanao aho.
malagasy
Velomy aho araka ny famindram-ponao; Dia hitandrina ny teni-vavolombelona naloaky ny vavanao aho.