Psalms 119:89 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho mandrakizay, TOMPO ô, no nanorenanao any an-danitra ny teninao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iaveh ô, ny teninao, miorina mandrakizay any an-danitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Maharitra mandrakizay, TOMPO ô, no nanorenanao any an-danitra ny teninao.
Malagasy Bible 1865
Ho mandrakizay, Jehovah ô, No nanorenanao any an-danitra ny teninao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho mandrakizay, TOMPO ô, no nanorenanao any an-danitra ny teninao.
malagasy
[LAMEDA] Ho mandrakizay, Jehovah ô, No nanorenanao any an-danitra ny teninao.