Psalms 119:90 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hihatra amin’ny taranaka fara aman-dimby ny fahamarinanao; efa nampitoetra ny tany Ianao ka indro, mitoetra izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Maharitra amin’ny taona rehetra mifandimby ny fahamarinanao; nanorina ny tany Ianao, dia maharitra izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mahatoky Ianao, amin’ny taona mifandimby; Naorinao ny tany ka mitoetra mafy.
Malagasy Bible 1865
Hihatra amin'ny taranaka fara-mandimby ny fahamarinanao; Efa nampitoetra ny tany Hianao, ka, indro, mitoetra izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hihatra amin’ny taranaka fara aman-dimby ny fahamarinanao; efa nampitoetra ny tany Ianao ka indro, mitoetra izy.
malagasy
Hihatra amin'ny taranaka fara-mandimby ny fahamarinanao; Efa nampitoetra ny tany Hianao, ka, indro, mitoetra izy.