Psalms 119:91 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitoetra ny zavatra rehetra ankehitriny, araka ny didinao, satria manompo Anao ny zavatra rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Araka ny lalànao no mbola aharetan’ny zavatra rehetra mandraka androany; fa manaiky ny fandaharanao ny zavatra rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mandraka androany, araka ny fitsipikao, dia mbola eo ny tontolo satria mpanomponao.
Malagasy Bible 1865
Hanefa ny fitsaranao no itoerany mandraka androany; Fa mpanomponao ny zavatra rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitoetra ny zavatra rehetra ankehitriny, araka ny didinao, satria manompo Anao ny zavatra rehetra.
malagasy
Hanefa ny fitsaranao no itoerany mandraka androany; Fa mpanomponao ny zavatra rehetra.[Na: Araka ny nanendrenao azy]