Psalms 119:92 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha tsy ny lalanao no niravoravoako dia maty tamin’ny fahoriako aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha tsy ny lalànao no nataoko fahafinaretako, dia efa maty tamin’ny fahoriako aho toy izay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha tsy ny lalànanao no firavoako, toy izay aho efa matin’ny fahoriana.
Malagasy Bible 1865
Raha tsy ny lalànao no niravoravoako, Dia maty tamin'ny fahoriako aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha tsy ny lalanao no niravoravoako dia maty tamin’ny fahoriako aho.
malagasy
Raha tsy ny lalànao no niravoravoako, Dia maty tamin'ny fahoriako aho.