Psalms 119:93 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy hohadinoiko mandrakizay ny didinao, fa ireny no amelomanao ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy hohadinoiko mandrakizay ny didinao, fa izy no namelomanao ahy indray.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy hohadinoiko mandrakizay ny fepetranao izay namelomanao ny aiko.
Malagasy Bible 1865
Tsy hohadinoiko mandrakizay ny didinao; Fa ireny no amelomanao ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy hohadinoiko mandrakizay ny didinao, fa ireny no amelomanao ahy.
malagasy
Tsy hohadinoiko mandrakizay ny didinao; Fa ireny no amelomanao ahy.