Psalms 119:94 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Anao aho, vonjeo aho, fa ny didinao no tadiaviko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Anao aho: dia vonjeo, fa mitady ny didinao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fanananao aho ka vonjeo, satria mikatsaka ny fepetranao.
Malagasy Bible 1865
Anao aho, vonjeo aho; Fa ny didinao no tadiaviko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Anao aho, vonjeo aho, fa ny didinao no tadiaviko.
malagasy
Anao aho, vonjeo aho; Fa ny didinao no tadiaviko.