Psalms 119:95 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miandry ahy ny ratsy fanahy mba hahafaty ahy; mandinika ny teny vavolombelonao aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miandry ahy ny ratsy fanahy mba hamono ahy: mihaino tsara ny fampianaranao aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mikendry hamely ahy ny olon-dratsy, satria ny baikonao no hadihadîko.
Malagasy Bible 1865
Miandry ahy ny ratsy fanahy mba hahafaty ahy; Mandinika ny teni-vavolombelonao aho
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miandry ahy ny ratsy fanahy mba hahafaty ahy; mandinika ny teny vavolombelonao aho.
malagasy
Miandry ahy ny ratsy fanahy mba hahafaty ahy; Mandinika ny teni-vavolombelonao aho