Psalms 119:96 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa hitako fa manam-petra avokoa ny tanteraka rehetra ary tsy hita noanoa ny didinao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa hitako fa misy fetra avokoa ny lavorary, ny didinao no tsy manam-petra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay toa lavorary dia nahitako fetra; ny didinao no tena midadasika.
Malagasy Bible 1865
Efa hitako fa manam-pahataperana avokoa ny tanteraka rehetra; Malalaka indrindra ny didinao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa hitako fa manam-petra avokoa ny tanteraka rehetra ary tsy hita noanoa ny didinao.
malagasy
Efa hitako fa manam-pahataperana avokoa ny tanteraka rehetra; Malalaka indrindra ny didinao.