Psalms 119:97 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Endre ny fitiavako ny lalànanao! Fisaintsainako mandrakariva izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Endrey izany fitiavako ny lalànao! izy no fisaintsainako tontolo andro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Endrey ny fitiavako ny lalànanao; tontolo andro dia izy no saintsainiko.
Malagasy Bible 1865
Endrey ny fitiavako ny lalànao! Fisaintsainako mandrakariva izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Endre ny fitiavako ny lalànanao! Fisaintsainako mandrakariva izany.
malagasy
[MEMA] Endrey ny fitiavako ny lalànao! Fisaintsainako mandrakariva izany.