Psalms 119:98 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mampahahendry ahy mihoatra noho ny fahavaloko ny didinao satria ato amiko mandrakizay ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ataonao hendry noho ny fahavaloko aho, amin’ny didinao, satria ato amiko mandrakariva izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny didinao, izay fananako mandrakizay, dia mahatonga ahy ho hendry noho ny fahavaloko.
Malagasy Bible 1865
Ny didinao mampahahendry ahy mihoatra noho ny fahavaloko, Satria ato amiko mandrakizay ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mampahahendry ahy mihoatra noho ny fahavaloko ny didinao satria ato amiko mandrakizay ireny.
malagasy
Ny didinao mampahahendry ahy mihoatra noho ny fahavaloko, Satria ato amiko mandrakizay ireny.