Psalms 12:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Vonjeo, TOMPO ô, fa efa lany ny matahotra an’Andriamanitra, tsy misy mahatoky intsony eo amin’ny zanak’olombelona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho an’ny mpampianatra hira. Amin’ny Torivalo. Hiran’i Davida.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tao amin’ny tahirin-kiran’ny filohan’antoko-mpihira. Hampiarahina amin’ny valiha torifolo. Salamo nataon’i Davida.
Malagasy Bible 1865
Ho an'ny mpiventy hira. Al-hasheminith. Salamo nataon'i Davida. Vonjeo, Jehovah ô, fa efa lany ny tsara fanahy; eny, tsy misy mahatoky intsony eo amin'ny zanak'olombelona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Vonjeo, TOMPO ô, fa efa lany ny matahotra an’Andriamanitra, tsy misy mahatoky intsony eo amin’ny zanak’olombelona.
malagasy
[Fitarainana noho ny tsi-fahamarinan'ny maro] Ho an'ny mpiventy hira. Al-hasheminith. Salamo nataon'i Davida. Vonjeo, Jehovah ô, fa efa lany ny tsara fanahy; eny, tsy misy mahatoky intsony eo amin'ny zanak'olombelona.